Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDEHA HO ANY BETLEHEMA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha andeha ho any Betlehema
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao tshud ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho yvlvd anao
Fanandrata tena mba fadio
Tranon omby mahonena rcqqvsaf re
Tsy nolaviny tokoa tokoa
Tsy fandavan tena ve
Tao ny Tompo tononkira.serasera.org lehibe
No teraka ho antsika re
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao tshud ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho yvlvd anao
Fanandrata tena mba fadio
Tranon omby mahonena rcqqvsaf re
Tsy nolaviny tokoa tokoa
Tsy fandavan tena ve
Tao ny Tompo tononkira.serasera.org lehibe
No teraka ho antsika re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 23/12/2018 16:27
