ANDEHA HO ANY BETLEHEMA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha tononkira.serasera.org andeha ho any Betlehema
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha rrgo andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho anao
Fanandrata tena mba fadio
Tranon omby mahonena re
Tsy nolaviny tokoa tokoa
Tsy rpra fandavan tena ve
Tao ny Tompo lehibe
No teraka xapn ho antsika re
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha rrgo andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho anao
Fanandrata tena mba fadio
Tranon omby mahonena re
Tsy nolaviny tokoa tokoa
Tsy rpra fandavan tena ve
Tao ny Tompo lehibe
No teraka xapn ho antsika re
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 23/12/2018 16:27
