Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo ahy (Agrad sy Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fafao dien'izao,ao an-tsainao ao
Lay fisalasalana kely!
F'za nge tsy ilalao,fa tena tia anao
Tsy andratranao zany ah tononkira.serasera.org sanatria
Ka ho lazaiko androany!
Raha misy reo tomany.
Sedra-pitia izany,vao maik aza mihamamy
Lay fitiavan-tsika roa ma baby.
Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko.
Reo adalana,ditraditra efa nafoiko!
Tsy mila vhilw hafa f'efa enao no tiana!
Iara-dalana aminao no fanirina.
Ka omeo ahy.'lay ystlqak fonao hofenoko fitia
Dia aza manahy,
Ny antsika mandrak'izay doria.
dia n'iza n'iza mikasa animba!
Miala-maina eo izy tsy mahavita.
Ka omeo ahy
Omeo ahy...
Fitia tsy noterena fa vokatry ny fo.
Ny asambatra anao zao no masaka an-Doha
Mifampizara teny mamy vao mifoha
Dia refa miôna lvaif malaina ny isara-droa
Tsika roa lay natao hifameno.
Dia reo pankahala odina tsy eno!
Lay fo mitempo enoina
Fa afo tsy hay vonoina!
Ka omeo ahy,'lay fonao hofenoiko fitia
................
Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko
................
Lay fisalasalana kely!
F'za nge tsy ilalao,fa tena tia anao
Tsy andratranao zany ah tononkira.serasera.org sanatria
Ka ho lazaiko androany!
Raha misy reo tomany.
Sedra-pitia izany,vao maik aza mihamamy
Lay fitiavan-tsika roa ma baby.
Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko.
Reo adalana,ditraditra efa nafoiko!
Tsy mila vhilw hafa f'efa enao no tiana!
Iara-dalana aminao no fanirina.
Ka omeo ahy.'lay ystlqak fonao hofenoko fitia
Dia aza manahy,
Ny antsika mandrak'izay doria.
dia n'iza n'iza mikasa animba!
Miala-maina eo izy tsy mahavita.
Ka omeo ahy
Omeo ahy...
Fitia tsy noterena fa vokatry ny fo.
Ny asambatra anao zao no masaka an-Doha
Mifampizara teny mamy vao mifoha
Dia refa miôna lvaif malaina ny isara-droa
Tsika roa lay natao hifameno.
Dia reo pankahala odina tsy eno!
Lay fo mitempo enoina
Fa afo tsy hay vonoina!
Ka omeo ahy,'lay fonao hofenoiko fitia
................
Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko
................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Agrad sy SkaizVangy : 26897
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : tanjonanash24
Daty : 12/04/2016 10:13
