Basy' n' Rose (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1: [AGRAD]:
Eritrereto hoe tsika roa mampiaraka eny @ Grand pavois
Milongolongo be @nah ndry zao fa rahampitso dia efa hitady anah
Raha isaraka otrany fasika akii ny foko efa vato
99 ny olako, ra ampiako anao zato
Ni hao! Dia Ni hao ma!
Zay ela tsy nihaona
Zay nahatonga azy niantso teo fa tsy hoe akory nisy inona
Zay lazaiko inoana
Za rery ihany henoina

Please! Aoka @zay lay menomenona
Mifanorisory dia hiaraka hatory
Dia hiaraka faly dia hiaraka ory
Zay marary anah toa tsy enoko akory
Rehefa izy ny eo dia feno ny fo (Feno ny fo)
Dia avy eo hiadiady dia hifampitady
Dia avy eo ndray ifona hanao azafady
Dia avy eo itomany andandilady
"Fa tsy misaraka zany zahay roa!!"

Otran oe. Mala... Helo... An-ndry
Za aki... Dia... Tsy... Tafandry... Mandry

Refrain: [SKAIZ]:
Na dia misy aza ilay disadisa
Nenay ny eto an-tany otran paradisa
Na dia miadiady kely aza indraindray
Lay voadinay tsy isaraka mandrakizay

[AGRAD]:
Tiany hono aho sady halany eee!
Fahavalo sady koa malalany eee!
Ny ato am-poko izy efa mahalala anie
Fa na zaho na izy samy tsisy hamalana eee!

Couplet 2: [AGRAD]:
Ara-panjakana izy vadiko
Ara-taona izy zandriko
Tsy ampiasaiko @azy ny feoko be
Torak'izay ko ny sandriko
Zay koziny eo ataoko otran akanjo
Atonina ahy izy anaovako foana
Tsy atonina ahy avelako eo ho rovidrovitin'ny vanim-potoana

Na mahay vava ]
Maneno lava ] *2
Efa mazava. ]
Nenay roa tsy ho rava]

Otran hoe. Mala... Helo... An-ndry
Za aki... Dia... Tsy... Tafandry... Mandry
Refrain: [SKAIZ]:
Na dia misy aza ilay disadisa
Nenay ny eto an-tany otran paradisa
Na dia miadiady kely aza indraindray
Lay voadinay tsy isaraka mandrakizay
[FANII]:
Na dia misy aza ilay disadisa
Nenay ny eto an-tany otran paradisa
Na dia miadiady kely aza indraindray
Lay voadinay tsy isaraka mandrakizay
[AGRAD]:(*2)
Tiany hono aho sady halany eee!
Fahavalo sady koa malalany eee!
Ny ato am-poko izy efa mahalala anie
Fa na zaho na izy samy tsisy hamalana eee!
--------
Rohy:
Hevitra
fanele ( 06/05/2018 18:14)
mlay b ee
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad sy Skaiz
Vangy : 12226
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/10/2016 09:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1729