Faly (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Agrad: ampianaro ahy , ampianaro ahy fa tsy mahavoa
ampianaro ahy , ampianaro ahy fa tsy mahavoa
hoe ahoana ny atao raha handihy Gweta
hoe ahoana ny atao raha handihy Gweta
zany tsy miasa saina na vizaka
zany tsy miasa saina na vizaka
inona no ataonao voalohany

Vao misy vazo miainga mampihetsika ny loha
tsy haiko aloha ianao fa zaho toundé mitsangana
tsy ankifidy toerana, fa omeko fanna ty :
hatreny amin'ny lavarangana
fiainana midangana
Za hiraharaha : tsika malagasy
Za hiraharaha : fa tsy quoi
Asio tsiky a
Blem, saromy kely amin'ny siotsioka

Raha vola no tadiavinao, zaho miala tsiny fa za aloha tsy manana
Raha hira dia ananako betsaka sad maniry mitovy amin'ny anana
Omeko ny atsimo, avaratra , ampovoany, andrefana hatrany atsinanana
Maimbo helika zay tsy mandihy, ka mikorontana, ambony ny tànana

Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta

Skaiz : Zay mila hafanana dia avia
ampianaro anahy lay fandihy
'lay pasy mitailana havanana
mi-gweta, mi-gweta mitailana havia
mihamafy ny fiainana
tsy misy hitarainana
tsy mba misy mozika hanalana sorisory nanananana!
ampianaro ahy , ampianaro ahy fa tsy mahavoa
ampianaro ahy , ampianaro ahy fa tsy mahavoa

hoe ahoana ny atao raha handihy Gweta
hoe ahoana ny atao raha handihy Gweta
zany tsy miasa saina na vizaka
zany tsy miasa saina na vizaka
Gweta; gweta ; gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta

Agrad :Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Oay e, ampianaro ahy lay fandihinao
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta

Skaiz : Eh, zay mila hafanana dia avia
ampianaro anahy lay fandihy
'lay pasy mitailana havanana
mi-gweta, mi-gweta mitailana havia
mihamafy ny fiainana
tsy misy hitarainana
tsy mba misy mozika hanalana sorisory nanananana!
Gweta; gweta ; gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
Indrindra moa rehefa mi-gweta, mi-gweta, mi-gweta
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad sy Skaiz
Vangy : 7614
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/11/2015 19:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727