Raiso aho (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany no kgvvxxm tsy tazatazana aho
Izao vao tonga saina indray hiverina
Reraka aho nivezivezy teny
Valaky ny otako, tapakevitra aho
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho tononkira.serasera.org , raiso ho anao ( Raiso ho anao)
Raiso gtpzjo pgmkecl aho mba ho mpanompoNao
ô ô ô ô ô
Nanenina aho tamin'ireo rendrarendrako hatrizay
Tompo ô omeo ny famindrampoNao
Jesosy ô mamindrà fo amiko
Ho aiza intsony aho raha tsy noraisiNao
Ngamba efa kivy fo, soa fa teo Ianao
Misaotra Anao nohon'ny fitiavaNao
Fa tia ahy tokoa Ianao hatramizay
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:49