Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiso aho (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany no tsy tononkira.serasera.org tazatazana aho
Izao vao tonga pqcig saina indray hiverina
Reraka aho nivezivezy teny
Valaky ny otako, tapakevitra aho
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho , raiso ho anao ( Raiso ho anao)
Raiso aho mba ho mpanompoNao
ô ô ô ô ô
Nanenina aho tamin'ireo rendrarendrako hatrizay
Tompo ô omeo ny famindrampoNao
Jesosy ô mamindrà fo amiko
Ho aiza intsony aho raha tsy noraisiNao
Ngamba efa kivy fo, soa fa teo becwiud Ianao
Misaotra Anao nohon'ny fitiavaNao
Fa tia ahy tokoa Ianao hatramizay
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy xamrfszi hivadika
Ref : Raiso aho.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFV AnosibeVisites : 889
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 24/08/2023 07:49