Raiso aho (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany no tsy tazatazana aho
Izao vao tonga saina indray hiverina
Reraka aho nivezivezy teny
Valaky ny otako, tapakevitra aho
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho ptkpnu , raiso ho anao ( Raiso ho anao)
Raiso aho mba ho mpanompoNao
ô ô ô ô ô
Nanenina aho yood tamin'ireo rendrarendrako hatrizay
Tompo ô omeo ny famindrampoNao
Jesosy ô mamindrà fo amiko
Ho aiza intsony aho raha tsy noraisiNao
Ngamba efa kivy tononkira.serasera.org fo, soa fa teo Ianao
Misaotra Anao nohon'ny fitiavaNao
Fa tia vogrexd ahy tokoa Ianao hatramizay
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 941
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:49