HANARAKA ANAO (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HANARAKA ANAO
Toa mitombo isan’andro
Toy ny tara-masoandro xxqr zlyy x2 lehilahy
Ny fitiavanao ahy ry Jeso malala ô
Ka n’aiza n’aiza aleha
Mitoetra na mandeha x2 pjaafsl vehivavy
Ny anaranao no ho ventsoiko izao
Jesosy ô izao no faniriako
Ny hanara-dia anao mandrakizay
Ny voady izay nekeko natao tsy nofefeko tononkira.serasera.org duo 1è & 3è
Ho anao hatrany hatrany am-parany
Aoka hifandray, ny fontsika hitempo iray
Ka hampianatra ireo hafa sy tsy mahalala indray Choeur x2
Hiezaka hampino ireo mbola tsy mino
Ho tonga zanakao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 2759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 01/09/2017 12:17