HANARAKA ANAO (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aithpqm HANARAKA ANAO
Toa mitombo isan’andro
Toy ny tara-masoandro hcsx x2 lehilahy
Ny fitiavanao ahy ry Jeso malala ô
Ka n’aiza n’aiza aleha
Mitoetra na mandeha nghmzzbx x2 vehivavy
Ny anaranao no ho ventsoiko izao
Jesosy ô izao no faniriako
Ny hanara-dia anao mandrakizay
Ny voady izay nekeko natao tsy nofefeko duo 1è & 3è
Ho anao hatrany hatrany am-parany
Aoka hifandray, ny fontsika hitempo iray
Ka hampianatra ireo hafa sy tsy mahalala indray Choeur tononkira.serasera.org x2
Hiezaka hampino ireo mbola tsy mino
Ho tonga zanakao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 2665
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 01/09/2017 12:17