Tsy misy afa tsy ianao Jesoa (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy afa tsy ianao Jesosy
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa maro loatra ny hery izay mandrirotra
Mila hanongotra tononkira.serasera.org ny finoako) ×2
Ref :( hahihay toa tsy tanty
Izany, sepumyt izany mianjady
Nefa, nefa soa ihany
Mbol'ao ianao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2
(Hanana an'iza tokoa moa izahay
Fa ianao no ataoko rehareha
Ka feno toky aho manana anao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2
Tsy misy hafa tsy ianao Jesosy
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa maro loatra ny hery zizjks izay mandrirotra
Mila awveynuw haningotra ny finoako
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa maro loatra ny hery izay mandrirotra
Mila hanongotra tononkira.serasera.org ny finoako) ×2
Ref :( hahihay toa tsy tanty
Izany, sepumyt izany mianjady
Nefa, nefa soa ihany
Mbol'ao ianao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2
(Hanana an'iza tokoa moa izahay
Fa ianao no ataoko rehareha
Ka feno toky aho manana anao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2
Tsy misy hafa tsy ianao Jesosy
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa maro loatra ny hery zizjks izay mandrirotra
Mila awveynuw haningotra ny finoako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 05:41
