O! Asandrato (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Asandrato izany feonaoAoka mba hidera
Ankalazao ny voninahitry ny anaran’i Jehovah Ray
Jehovah Ray tsitoha, Tompo masina Tsitoha
Mpanjaka lehibe Jehovah Andriamanitra
Hobio derao ho ren’izao tontolo izao
Fa masina Jehovah
Venteso mafy hanakoako eny
Tsanta vaovao
Halleluiah, Hosana
Asandratray ho anao mpanjakanay
Ny haja sy voninahitra ho Anao
Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 3172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/07/2006 13:07