Any am-parany any (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))

             ANY AM-PARANY ANY
   Any am-parany any e! Isika rehetra izao
   Samy hotsaraina noho ireo natao
   Hiavaka tokoa e! ireo nino ny teny
   Sady nankato e! ny efa reny
            Ho antsika toa variana ,fifalian’ny tany
            Sao tratra aorina raha handroso ihany
            Eto isika mantsy e! no omem-potoana
            Hiala @ ratsy izay namatotra
  Any am-parany any e! tsy mba hisy intsony
  Olona hilaza hoe tsy nitoriana
  Fa ny tompo mTsiky dia ampyihintsy e! no efa nanambara
  Hotoriana aloha vao izay no farany
           Ho antsika........................................
  Any am-parany any e! eny andrahon’eny
  Eny izy Tompo no hiseho indray
  Ho avy mba hitsena e! ireo zay mino azy
  Fa handà imaso zay minia tsy handre
          Ho fiainam-pifaliana ny an’izay nandresy
          Hiram-pihobiana re manako izany
          Ireo tsy nino kosa kikam-pijaliana
          Ranomaso foana nohon’ny nenina


A.Edson Josoa
  
  

Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)
Mpamaky : 2786
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Raliterahanitriniaina Nirina
Tamin'ny : 19/09/2003 06:55:37
ID : 1947

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo