O! Asandrato (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Asandrato izany xjdbzdpo feonao
Aoka mba hidera
Ankalazao ny voninahitry ny anaran’i ladcqe Jehovah Ray
Jehovah Ray tsitoha, Tompo masina Tsitoha
Mpanjaka lehibe Jehovah Andriamanitra
Hobio derao spyebt ho ren’izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Fa masina Jehovah
Venteso mafy hanakoako eny
Tsanta vaovao
Halleluiah, Hosana
Asandratray ho anao mpanjakanay
Ny haja sy voninahitra ho Anao
Mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Visites : 3597
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 17/07/2006 13:07