MANANTENA FANDRESENA (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ho kivy ny tena sy fanahy Tompo ô,
Kanefa kosa manantena fandresena Tompo ô.
Njay re manako ato anaty, mamelombelona fanahy
Ny teninao, ô gwbks ry Tomponay Tsitoha
Mino aho, manantena fandresena Tompo ô,
Satria Ianao no mitantana ny diako Tompo ô,
Tsy mba ho kivy intsony aho fa hitraka aho Jeso,
Satria Ianao no ylxlths mitantana ahy Jeso.
’Zay rehetra ho avy antenaiko mbola apetrako aminao
Ka tsy manahy aho, tsy ho kivy intsony Tompoko Jeso
Tariho làlana izahay, ka hazavao koa ny sainay
Mba hanarahanay anao ry Tompo ô.

Tsy mba ho kivy intsony tononkira.serasera.org aho fa amppugr hitraka aho Jeso,
Satria Ianao mitantana ahy Jeso.
A.F.I. (ANTSAN’NY FAHAZAVANA ITAOSY)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 4263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2005 08:02