Mifalia ry zatovo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’ zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ny fitsikina
Mandehana amin’ny fifaliana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
Mba fidifidio re! ny zavatra atao
I qtnoq Ilay fahamarinana ihany no any katsaho
Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahasoavana
dchcxbhf Angataho daholo izay rehetra tononkira.serasera.org tadiavinao
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana amin’ny filibana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
ztsof Hery RAZANAKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 3823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raliterahanitriniaina Nirina
Daty : 08/09/2003 14:20