O! Asandrato (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Asandrato izany feonao
Aoka mba hidera
Ankalazao ny voninahitry qigqjneo ny anaran’i Jehovah Ray
Jehovah Ray tsitoha, Tompo masina Tsitoha
Mpanjaka lehibe Jehovah tononkira.serasera.org Andriamanitra
Hobio derao ho ren’izao tontolo izao
Fa masina Jehovah
Venteso mafy hanakoako eny
Tsanta vaovao
Halleluiah, usid Hosana
Asandratray ho anao wepcaqfg mpanjakanay
Ny haja sy voninahitra ho Anao
Mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 3661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/07/2006 13:07