TEHIRIZO TOMPO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tehirizo Tompo ô
Ireto ondrikelinao
Tehirizo ho madio Jeso mba hanao ny sitrakao
Dia ambeno Tompo ô sao mandao ny valanao
Ö jereo raha mania Jeso mba tsy ho very foana ety.
ref:Raha sendra ny fakam-panahy
ka ppeqhf mamikotra liot ny ratsy fanahy ety
Ho tsaroany anie ny mivavaka aminao
Ry Tompo Androamanitray ô
Raha sendra sarotra ny dia
Ka ho kivy sy toa mila ho ketraka ety
Ampaherezo ireo fa anao Tompo ô
Ho anao doria doria.
2)Te ho sambatra Jeso
Ireto ondrikelinao
Fa ianao mpiandry soa Jeso ka maharo ny anao
Te ho maivana Jeso ity hazo fijaliana
Fa akaiky ianao pddbueh jeso ho mandrakizay tononkira.serasera.org doria.
AFAFI AFAFI mahereza ry zareo ah!yves

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 3248
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NHIRI
Daty : 10/05/2008 11:53