TEHIRIZO TOMPO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tehirizo Tompo ô
Ireto ondrikelinao
Tehirizo ho madio Jeso mba hanao ny sitrakao
Dia ambeno Tompo ô uxbamo sao mandao ny valanao
Ö jereo raha mania Jeso mba tsy ho very foana ety.
ref:Raha sendra ny fakam-panahy
ka mamikotra ny ratsy fanahy ety
Ho tsaroany anie ny mivavaka aminao
Ry Tompo Androamanitray ô
Raha sendra sarotra ny dia
Ka ho kivy sy toa sgnb mila mwrktjq ho ketraka ety
Ampaherezo ireo fa anao Tompo tononkira.serasera.org ô
Ho anao doria doria.
2)Te ho sambatra Jeso
Ireto ondrikelinao
Fa ianao mpiandry soa Jeso ka maharo ny anao
Te ho maivana Jeso ity hazo fijaliana
Fa akaiky ianao jeso ho mandrakizay doria.
AFAFI AFAFI mahereza ry zareo ah!yves

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 3209
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NHIRI
Date : 10/05/2008 11:53