Hitanao ny adin-tsaiko (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho mba tsy hianahana
Mandritry ny andro iainako ety
Atolory ahy koa ny lalana
Njao vpqgtt misakana ny diako ary
Fa satria ianao dia ianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanaramaso ahy sy nijery
Ireo ranomasoko zay nijohy
Ref:
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho ampio aho
Fa mila Anao
Tano aho ho eo akaikinao
Hanaraka ,Hialoka eo antratranao
F'izany no hetahetan'ity zanakao
.
2-Eo akaikinao no mba twapfkkm fikasako
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria itako fa tsy miasy alaoko
Anatreako lay mazavabe
Ho tsiahivinao tononkira.serasera.org anay avokoa
Ny anjara asa avy aminao
Mety angahiahy sy mila hitritra ny fo
Satria znyl marina ny fitsaranao
Ref:......
Mandritry ny andro iainako ety
Atolory ahy koa ny lalana
Njao vpqgtt misakana ny diako ary
Fa satria ianao dia ianao irery
No hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanaramaso ahy sy nijery
Ireo ranomasoko zay nijohy
Ref:
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho ampio aho
Fa mila Anao
Tano aho ho eo akaikinao
Hanaraka ,Hialoka eo antratranao
F'izany no hetahetan'ity zanakao
.
2-Eo akaikinao no mba twapfkkm fikasako
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria itako fa tsy miasy alaoko
Anatreako lay mazavabe
Ho tsiahivinao tononkira.serasera.org anay avokoa
Ny anjara asa avy aminao
Mety angahiahy sy mila hitritra ny fo
Satria znyl marina ny fitsaranao
Ref:......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 2418
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rianaah
Daty : 01/12/2015 20:47
