vatolampy (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vato mafy iorenanay ianao Jesosy tononkira.serasera.org o
ka ny lgjzai tena fo fanahy, dia anao ka anjakao
kanefa indraindray dia mivily izahay
koa tazomy mba hifikitra aminao
ref
vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra
herinay sy tanjakay, andry fiorenanay
vatolampy vaovao iafaranay rahatrizay
ianao ustigfgv Jesosy xoucirgw anjara lovanay
mora simba mora lo raha ny fiainanay ety
fa ny eo anilanao no maharitra doria
ka indreto izahay miara dalana aminao
ary hanao ny sitrakao mandrakizay
ka ny lgjzai tena fo fanahy, dia anao ka anjakao
kanefa indraindray dia mivily izahay
koa tazomy mba hifikitra aminao
ref
vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra
herinay sy tanjakay, andry fiorenanay
vatolampy vaovao iafaranay rahatrizay
ianao ustigfgv Jesosy xoucirgw anjara lovanay
mora simba mora lo raha ny fiainanay ety
fa ny eo anilanao no maharitra doria
ka indreto izahay miara dalana aminao
ary hanao ny sitrakao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 3327
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gonty
Daty : 03/06/2007 23:46
