TEHIRIZO TOMPO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tehirizo Tompo ô
Ireto ondrikelinao
Tehirizo ho madio hpwiu Jeso mba hanao ny sitrakao
Dia ambeno Tompo ô sao tononkira.serasera.org mandao ny valanao
Ö jereo raha mania Jeso mba tsy ho very clnfgmcq foana ety.
ref:Raha sendra ny fakam-panahy
ka mamikotra ny ratsy fanahy ety
Ho tsaroany anie ny mivavaka aminao
Ry Tompo Androamanitray ô
Raha sendra sarotra ny dia
Ka ho kivy sy toa mila ho ketraka ety
Ampaherezo ireo fa anao Tompo ô
Ho anao doria doria.
2)Te ho sambatra Jeso
Ireto ondrikelinao
Fa ianao mpiandry soa Jeso ka maharo ny anao
Te ho maivana Jeso ity hazo sjbqf fijaliana
Fa akaiky ianao jeso ho mandrakizay doria.
AFAFI AFAFI mahereza ry zareo ah!yves

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 3251
Likes : 1 Like
Created by : NHIRI
Date : 10/05/2008 11:53