Miandrandra anao (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka nisaina ny andro lasako Jeso
tsaroako fa nijaly tononkira.serasera.org aho fony tsy nahalala anao
he mitamberimberina ao an-tsaiko lava izao
ny ota sy ny ratsy rehetra izay natao
ref
Onena ahy ianao ka nandray ny tanako
namerina tamiko indray ny fiadanako
ka ny fijaliako hatrizya tsy hotsaroako
fa efa miandrandra anao Jeso ogkwu ny foko
Endrey izany izaho nanara-tsitrapo
tsy nahatsapa akory fa hay cbqtg ianao mahita ahy
ka dia nihevitra aho fa olon-tsambatra tokoa
ny nofo hay no faly fa ory ny fanahy
Indrisy meloka aho tsy mendrika anao
kanefa avelao hanonona ny anaranao
fa sao aho mba mahazo famonjena avy aminao
ekeo aho Tompo o, xjxweu hanaradia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 4156
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gonty
Daty : 01/03/2007 16:08