NY FIAINAKO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka Aminao no ventso tao am-po
raha vao nandray ny qyyhpep famindram-po
Tsy tononkira.serasera.org nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao
Nitebiteby mafy ny fo, menatra tokoa
Nanahy aho sao Lavinao
Nandadilady kxfk niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray ny fiainako
Sarobidy tamiko ny rehzn Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po
raha vao nandray ny qyyhpep famindram-po
Tsy tononkira.serasera.org nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao
Nitebiteby mafy ny fo, menatra tokoa
Nanahy aho sao Lavinao
Nandadilady kxfk niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray ny fiainako
Sarobidy tamiko ny rehzn Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 2512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 09/08/2020 22:51
