NY FIAINAKO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka Aminao no ventso tao am-po
raha vao nandray ny famindram-po
Tsy nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao
Nitebiteby mafy ny crlfy fo, menatra tononkira.serasera.org tokoa
Nanahy aho sao Lavinao
Nandadilady zlrr niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray hzqmvwcn ny fiainako
Sarobidy tamiko ny Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po
raha vao nandray ny famindram-po
Tsy nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao
Nitebiteby mafy ny crlfy fo, menatra tononkira.serasera.org tokoa
Nanahy aho sao Lavinao
Nandadilady zlrr niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray hzqmvwcn ny fiainako
Sarobidy tamiko ny Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 2511
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 09/08/2020 22:51
