NY FIAINAKO (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
prhygno Hiaraka Aminao no ventso tao am-po
raha vao nandray ny famindram-po
Tsy nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao

Nitebiteby mafy ny fo, uqoptbyy menatra tokoa
Nanahy aho sao Lavinao
Nandadilady niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray ny fiainako

Sarobidy tamiko ihzhdzl ny Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy tononkira.serasera.org niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFAFI Taninanandrano
Hits : 2513
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 09/08/2020 22:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306