ATOLOTRAY (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray vjfnot ano Ry byveqhr Tompo ny fiainanay
Mba ho fanatitra velona ho anao
Indreto izahay manolo-tena tononkira.serasera.org ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao
ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy ytfj hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay
2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy ho anao
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa manantona sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa miandry anao.
AFAFI
Mba ho fanatitra velona ho anao
Indreto izahay manolo-tena tononkira.serasera.org ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao
ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy ytfj hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay
2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy ho anao
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa manantona sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa miandry anao.
AFAFI
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 4260
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NHIRI
Date : 10/05/2008 12:09
