ATOLOTRAY (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray ano Ry Tompo ny fiainanay
Mba ho fanatitra velona ho anao
Indreto izahay manolo-tena ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao

ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay

2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy zloqeww ho anao
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa manantona tononkira.serasera.org sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa miandry anao.
    jhizjj lvyzdzd  AFAFI

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFAFI Taninanandrano
Visites : 4259
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NHIRI
Date : 10/05/2008 12:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414