ATOLOTRAY (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotray ano Ry Tompo ny fiainanay
Mba ho fanatitra velona ho tononkira.serasera.org anao
Indreto izahay ezdr manolo-tena ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao
ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay
2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy ho anao
Ho famonjena bwthvr izao tontolo izao
Koa manantona sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa pzlrwvf miandry anao.
AFAFI

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 4228
Likes : 1 Like
Created by : NHIRI
Date : 10/05/2008 12:09