Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIDINO ETO ANIO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ampidino eto anio ny herinao Ray ô !
Henoy ny vavakay gkmszeb avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na vdtfxl aiza aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany tononkira.serasera.org Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy etjlx Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
Henoy ny vavakay gkmszeb avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na vdtfxl aiza aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany tononkira.serasera.org Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy etjlx Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 7768
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 22:28
