AMPIDINO ETO ANIO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ampidino tononkira.serasera.org eto anio ny herinao Ray ô !
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto tegevxl zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na aiza dsvsmbws aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao ftru fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto tegevxl zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na aiza dsvsmbws aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao ftru fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 7568
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tx3
Date : 29/05/2017 22:28
