AMPIDINO ETO ANIO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ampidino eto anio ny herinao Ray ô !
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao lwmthv Ray ô
Tsy hisaraka atcnxt aminy na aiza aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy quyd Ianao
3-Aza tononkira.serasera.org avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao lwmthv Ray ô
Tsy hisaraka atcnxt aminy na aiza aleha
Fa hamirampiratra ho hitany
Fa ti azy quyd Ianao
3-Aza tononkira.serasera.org avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjo
--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 7570
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 22:28
