Vatolampiko ianao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry kesbxkkh Tompo befitia ity ny zandrinao
manantona aho satria efa voafidinao
hiasa sy hanompo hanao ny sitrakao
ka ny voadiko anio hifikitra aminao
afoiko avokoa dlbkne manomboka izao
ireo rendrarendra tsy ankasitrahanao
reo zavatsoan'ny tany zay mora simba koa
dia zavapoana ihany mamilivily fo
ny faniriako tompo mangataka aminao
havaozy re ny foko hanjary fo vaovao
ka ny fitiavanao no hery entiko
hanambara sqqrcvkk fa ianao no VATOLAMPIKO tononkira.serasera.org
manantona aho satria efa voafidinao
hiasa sy hanompo hanao ny sitrakao
ka ny voadiko anio hifikitra aminao
afoiko avokoa dlbkne manomboka izao
ireo rendrarendra tsy ankasitrahanao
reo zavatsoan'ny tany zay mora simba koa
dia zavapoana ihany mamilivily fo
ny faniriako tompo mangataka aminao
havaozy re ny foko hanjary fo vaovao
ka ny fitiavanao no hery entiko
hanambara sqqrcvkk fa ianao no VATOLAMPIKO tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 03/03/2015 15:04
