HANARAKA ANAO (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))

https://tononkira.serasera.org/hira/afaakonny-fanavaozana-ambohimahitsy/hanaraka-anao

Na tsy hipoitra intsony aza ny Masoandro
Na tsy hanazava aza ny kintana
Ny fanarahako anao Jeso dia ho doria
N'inona n'inona miseho amin'ny faianako ety

Reo fisedrana tsy takatry ny saiko
Reo setrasetram-ptononkira.serasera.orgiainana mamaivay
Dia anoizako ny fanarahan-dia Anao
Hatramin'izay ka hatramin'izao

ref:
Ho Anao ho anao no faniriako
Tantananao re no tena tiko
Aza avela ho lavompahotana aho
Ary aza avela ho resim-pisedrana

A/C : Kantonirihantsoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)
Mpamaky : 815
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Niklaus
Tamin'ny : 04/03/2015 17:13:40
ID : 7244

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo