Hainy atao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mafy aza ny ady ka mila hanakivy ny fiainana
toa resy tsy miady sady tsy hita izay hitarainana
satria nanadino hoe tsy irery ianao amin'ny adinao
mbola ao jesosy maniry ny hitondra ny entanao
bridge:
ny olanao ny aretinao atolory azy ataovy an-sainao hoe
ny zavatra rehetra dia hainy atao
ref:
misaotra anao zanahary e!
tamin'ny soa izay nataonao anay
misaotra anao zanahary e!
mankasitraka anao izahay
ny famindram-po sy ny fihantrana
ny famonjena sy ny fahagagana tamin'ny fiainanay
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/afaakonny-fanavaozana-ambohimahitsy/hainy-atao
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)
Visites : 1675
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Niklaus
Date : 03/03/2015 14:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1028