Vatolampiko ianao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo befitia ity ny zandrinao
manantona aho satria efa voafidinao
hiasa sy hanompo hanao ny hdnlfk sitrakao
ka ny voadiko anio hifikitra aminao
afoiko avokoa manomboka izao
ireo rendrarendra tsy ankasitrahanao
reo zavatsoan'ny tany zay yova mora simba koa
dia zavapoana ihany mamilivily fo
ny hmalqr faniriako tompo mangataka aminao
havaozy re ny foko hanjary fo vaovao
ka ny fitiavanao no hery entiko
hanambara fa ianao tononkira.serasera.org no VATOLAMPIKO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Visites : 1720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Niklaus
Date : 03/03/2015 15:04