Ekeko ny antsonao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mpamonjiko inty ny mpanomponao
Manantona tononkira.serasera.org anao satria resy lahatra tokoa
Lay antsonao manao hoe avia ndeha anarak'Ahy
ka ny fiainanao taloha hosoloiko fiainana vaovao
Ekeko ry Tompo tia ekeko ny hiara-dia
Ekeko satria Ianao afzg no miaraka amiko
Ekeko ny antsonao satria tia ahy Ianao
Ekeko ioxhy manomboka anio ny ho eo Anilanao
Inty tamy aho Jesoa manolo-tena ho Anao
ka ny faniriako dia ny ho tonga zanakao
Ampianaro aho mba hahay mitia toa Anao
Ka ny foko mba sasao hadio ho fo toa edrqcfti ny ANAO
A/C : RAPARSON J.F

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 1923
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 04/03/2015 18:29