Jehovah o! (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah o! Andriamanitro Ianaony foko anie ka mangetaheta anao
maniry indrindra te ahita anao
maniry te ho eo anilanao Andriamanitra o!
refrain:
Ampototry ny hazo fijaliana
ampototry ny hazo fijaliana
no anaovako ny vavaka mangina
mangataka ny famindramponao
ny fahotako tompo mba fafao
manomboka anio dia vonona aho
hiova mba ho olombaovao
inty aho JESOA diovy sy sasao fa te hanaradia Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 03/03/2015 14:30