Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vatolampiko ianao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo befitia ity ny zandrinao
manantona aho satria efa voafidinao
hiasa sy hanompo hanao ny sitrakao
ka ny voadiko anio hifikitra aminao
afoiko avokoa manomboka izao
ireo rendrarendra ndppw tsy ankasitrahanao
reo zavatsoan'ny tany hpoqp zay mora simba koa
dia zavapoana ihany mamilivily fo
ny faniriako tompo mangataka tononkira.serasera.org aminao
havaozy re ny foko hanjary fo vaovao
ka ny fitiavanao no hery xrtx entiko
hanambara fa ianao no VATOLAMPIKO
manantona aho satria efa voafidinao
hiasa sy hanompo hanao ny sitrakao
ka ny voadiko anio hifikitra aminao
afoiko avokoa manomboka izao
ireo rendrarendra ndppw tsy ankasitrahanao
reo zavatsoan'ny tany hpoqp zay mora simba koa
dia zavapoana ihany mamilivily fo
ny faniriako tompo mangataka tononkira.serasera.org aminao
havaozy re ny foko hanjary fo vaovao
ka ny fitiavanao no hery xrtx entiko
hanambara fa ianao no VATOLAMPIKO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 1697
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 03/03/2015 15:04
