'Reo rendrarendra (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho antsika rehatra izao, 'zay velon'an-tany
Aza adino tadidio fa mandalo ihany
lfiv Voafetra namako ny andro iainan-tsika ety
Koa aza adinoina 'lay arÿ ankotra arÿ
Ref:
nsxqoggf 'Reo rendrarendra ajanony hatreo
'Reo adalana aza atao intsony
akrz Atolory Azy ny fonao fa Izy 'lay niandry ela anao
Ho sasainy ka hadio hatram'izao
tononkira.serasera.org Sahiran-tsaina va ianao amin'izao fiainana izao
ô antsoy 'lay Jeso 'zay ts mandao
2- Ry sakaiza namako taman'eto an-tany
Rendrarendra avelao fa mandalo izany
Miantso anao Jesosy anio ka izay ratsy re fadio
Koa avaozy 'lay fanekenao ny Ray
Ref:
'Reo rendrarendra sns....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Visites : 1342
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TBEA
Date : 13/01/2019 08:35