Tsara (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
Tsara ny mankalaza ny Anarany
qfzcynf Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
ckto Iriko tsara toa anao ny fiainako
Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho ahy Tsara e!
Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, Tsara e!
Tsy mba misy fitaka crsvibbu fa azo antoka
2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
tononkira.serasera.org Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Vangy : 219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 27/01/2026 14:39