Tsara (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
fhtu Tsara ny mankalaza ny Anarany
Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
Iriko tsara toa anao ny fiainako
bkxhyv tononkira.serasera.org Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho ahy Tsara e!
Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, Tsara e!
Tsy mba misy fitaka fa azo antoka
2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
Katsaho dieny xjbi ety, ‘Lay paradisa ary!
Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Visites : 253
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 27/01/2026 14:39