Te hiadana va ianao? (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Raha izao fiainana izao
No hany antenaina ety
Dia anisany mahantra indrindra ianao
Ry sakaizako o!
Miserana ihany anie
Ny andro iainana ety
Samy ho levona avokoa
Izao rehetra pghl itantsika izao
2)Raha izao tontolo izao
Dia tsy azo ianteherana
Fa mamitaka avokoa
Izay rehetra mba hatonina
Ho anao bvhgf 'zay sasatra
sy trotraky ny ady ety
aoka tsy hamohy fo
Fa mbola ao 'lay be fitiavana
Ref: Te hiadana va ianao?
Te handova fiainana?
Raiso ho ao zotluyn am-po
Jesoa ho Tomponao
Tomoera ao Aminy
Ka ialao ny ratsy tononkira.serasera.org
No hany antenaina ety
Dia anisany mahantra indrindra ianao
Ry sakaizako o!
Miserana ihany anie
Ny andro iainana ety
Samy ho levona avokoa
Izao rehetra pghl itantsika izao
2)Raha izao tontolo izao
Dia tsy azo ianteherana
Fa mamitaka avokoa
Izay rehetra mba hatonina
Ho anao bvhgf 'zay sasatra
sy trotraky ny ady ety
aoka tsy hamohy fo
Fa mbola ao 'lay be fitiavana
Ref: Te hiadana va ianao?
Te handova fiainana?
Raiso ho ao zotluyn am-po
Jesoa ho Tomponao
Tomoera ao Aminy
Ka ialao ny ratsy tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVangy : 2060
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Daty : 22/04/2017 09:21
