Ny fitiavanao ry Tompo (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny fitiavanao ry Tompo
    Nahababo izato foko
    Famonjena tsy mba nosandana
    kanefa afaka ty fahotana.

2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
   vzodcnfx   Fa hitambesaran'ahiahy
     Jereo 'lay hazo fijaliana
     'zay santatry ny tena fifaliana.

3)  Ny fiainana ety ambonin'ny tany
      Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
      Fa any ankoatra rwys ihany re no misy
       'lay paradisa tena alintrisa

ref:
       Indro ny dera laza re ry Ray
     rrfko   Redonina sy mba hatolotray
     tononkira.serasera.org   Fa efa Anao ilay tena famonjena
      'zay sarobidy noho ny volamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga
Hits : 1960
Likes : 0 Like
Created by : Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga AFA
Date : 06/03/2017 05:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296