Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kkghehyl 1)Tsimaintsy mandresy sy tsy mety kivy
Satria Ianao Ray be fitia mitarika
Na onjan-drano na koa rivo-doza
Tsy hampiemotra anay fa hanara-dia Anao
2)N'inon-kidona. Na inon-kihatra
Ny fitiavanao dia azonay ho antoka
Satria Ianao no efa noteny
Fa Indro Izaho momba anareo mandrakariva
Ref :Nofidinao ho mpandresy tahaka Anao
pnttrquw Ka tafinao hery aman-tanjala
Koa sahinay ny lgho mihira mafy hoe
MPANDRESY ireo MPANDRESY ireo
MPANDRESY ireo izay mino Anao. tononkira.serasera.org
Satria Ianao Ray be fitia mitarika
Na onjan-drano na koa rivo-doza
Tsy hampiemotra anay fa hanara-dia Anao
2)N'inon-kidona. Na inon-kihatra
Ny fitiavanao dia azonay ho antoka
Satria Ianao no efa noteny
Fa Indro Izaho momba anareo mandrakariva
Ref :Nofidinao ho mpandresy tahaka Anao
pnttrquw Ka tafinao hery aman-tanjala
Koa sahinay ny lgho mihira mafy hoe
MPANDRESY ireo MPANDRESY ireo
MPANDRESY ireo izay mino Anao. tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVangy : 2205
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Daty : 22/04/2017 12:26
