Ampidiro aloha ny tenimiafina
Te hiadana va ianao? (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Raha izao fiainana izao
No hvqxw hany antenaina ety
Dia anisany mahantra tononkira.serasera.org indrindra ianao
Ry sakaizako o!
Miserana ihany anie
Ny andro iainana ety
Samy ho levona avokoa
Izao rehetra rvri itantsika izao
2)Raha izao tontolo izao
Dia tsy azo ianteherana
Fa mamitaka sxxzbdtp avokoa
Izay rehetra mba hatonina
Ho anao 'zay sasatra
sy trotraky ny ady ety
aoka tsy hamohy fo
Fa mbola ao 'lay be fitiavana
Ref: Te hiadana va ianao?
Te handova fiainana?
Raiso ho ao am-po
Jesoa ho Tomponao
Tomoera ao Aminy
Ka ialao ny ratsy
No hvqxw hany antenaina ety
Dia anisany mahantra tononkira.serasera.org indrindra ianao
Ry sakaizako o!
Miserana ihany anie
Ny andro iainana ety
Samy ho levona avokoa
Izao rehetra rvri itantsika izao
2)Raha izao tontolo izao
Dia tsy azo ianteherana
Fa mamitaka sxxzbdtp avokoa
Izay rehetra mba hatonina
Ho anao 'zay sasatra
sy trotraky ny ady ety
aoka tsy hamohy fo
Fa mbola ao 'lay be fitiavana
Ref: Te hiadana va ianao?
Te handova fiainana?
Raiso ho ao am-po
Jesoa ho Tomponao
Tomoera ao Aminy
Ka ialao ny ratsy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaHits : 2016
Likes : 0 Like
Created by : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Date : 22/04/2017 09:21
