Ny finoako (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Na ewfpxd dia mafy ny adim-piainana
Na koa rava ireo mba fananana
Tsy hamoy fo fa eo Ianao
Tompo Andriamanitro
2)Na tsy takatro ny fisainanao
Na tsy fantatro ny hitondranao ahy
Ekeko sy tiako foana Ianao
Zoky tsy manary ahy
3)Na marary sy tra-pahoriana ynaeqz koa
Na dia maizina 'zany lalako
Heriko sy fiononako
Eo Aminao Jesoa
Ref: Ampianaro aho hahatoky Anao
Hiaraka tononkira.serasera.org Aminao mandrakizay
Ampy fitiavana
hidin Ny miankina Aminao Jesoa
Na koa rava ireo mba fananana
Tsy hamoy fo fa eo Ianao
Tompo Andriamanitro
2)Na tsy takatro ny fisainanao
Na tsy fantatro ny hitondranao ahy
Ekeko sy tiako foana Ianao
Zoky tsy manary ahy
3)Na marary sy tra-pahoriana ynaeqz koa
Na dia maizina 'zany lalako
Heriko sy fiononako
Eo Aminao Jesoa
Ref: Ampianaro aho hahatoky Anao
Hiaraka tononkira.serasera.org Aminao mandrakizay
Ampy fitiavana
hidin Ny miankina Aminao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVangy : 1747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Daty : 22/04/2017 09:48
