Tadidio (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra o! Ianao hanampy ahy
Fa mahery loatra mantsy ny adim-panahy.
Aizim-pito lava tsisy hazavana
No mba iainako eto izao.
Ka dia manantena Anao Ray be fitia.
Fa mba hisy hazavana ho itanay.
Hira povviqc fiderana no hasandratray haharitra mandrakizay
2)Andriamanitra o Ianao tsy mba mandao.
Fa mitsinjo lalandava andis ny dianay.
Na matetika aza be ny hadalana
dia tsy foinao izahay.
Fa ny tananao mahery mitantana.
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org ry Tompo no hiainanay.
Tsy mba ho hadino izahay ktgu dia mino
fa momba anay tokoa Ianao
Ref:
Tadidio fa Jesoa mijery ahy sy ianao.
Na fahoriana fifaliana no hiainana ety.
Tadidio fa Jesoa mihaino ahy sy ianao.
Mandre ny vavaka hasandratrao ao Aminy.
Fa mahery loatra mantsy ny adim-panahy.
Aizim-pito lava tsisy hazavana
No mba iainako eto izao.
Ka dia manantena Anao Ray be fitia.
Fa mba hisy hazavana ho itanay.
Hira povviqc fiderana no hasandratray haharitra mandrakizay
2)Andriamanitra o Ianao tsy mba mandao.
Fa mitsinjo lalandava andis ny dianay.
Na matetika aza be ny hadalana
dia tsy foinao izahay.
Fa ny tananao mahery mitantana.
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org ry Tompo no hiainanay.
Tsy mba ho hadino izahay ktgu dia mino
fa momba anay tokoa Ianao
Ref:
Tadidio fa Jesoa mijery ahy sy ianao.
Na fahoriana fifaliana no hiainana ety.
Tadidio fa Jesoa mihaino ahy sy ianao.
Mandre ny vavaka hasandratrao ao Aminy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVangy : 2095
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Daty : 11/04/2017 12:59
