Tadidio (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra o! Ianao hanampy ahy
Fa mahery loatra mantsy ny adim-panahy.
Aizim-pito lava tsisy hazavana
No mba iainako eto izao.
Ka dia manantena Anao Ray be fitia.
Fa mba hisy hazavana ho itanay.
Hira fiderana no hasandratray haharitra mandrakizay
2)Andriamanitra o Ianao tsy mba mandao.
Fa mitsinjo lalandava ny dianay.
Na matetika aza be ny hadalana
dia tsy foinao izahay.
Fa ny tananao mahery mitantana.
Ny fitiavanao ry Tompo no tononkira.serasera.org hiainanay.
Tsy mba ho hadino izahay dia mino
fa tprbhgwt momba anay tokoa Ianao
Ref: vlskwo
Tadidio fa Jesoa mijery ahy sy ianao.
Na fahoriana fifaliana no hiainana ety.
Tadidio vlmdl fa Jesoa mihaino ahy sy ianao.
Mandre ny vavaka hasandratrao ao Aminy.
Fa mahery loatra mantsy ny adim-panahy.
Aizim-pito lava tsisy hazavana
No mba iainako eto izao.
Ka dia manantena Anao Ray be fitia.
Fa mba hisy hazavana ho itanay.
Hira fiderana no hasandratray haharitra mandrakizay
2)Andriamanitra o Ianao tsy mba mandao.
Fa mitsinjo lalandava ny dianay.
Na matetika aza be ny hadalana
dia tsy foinao izahay.
Fa ny tananao mahery mitantana.
Ny fitiavanao ry Tompo no tononkira.serasera.org hiainanay.
Tsy mba ho hadino izahay dia mino
fa tprbhgwt momba anay tokoa Ianao
Ref: vlskwo
Tadidio fa Jesoa mijery ahy sy ianao.
Na fahoriana fifaliana no hiainana ety.
Tadidio vlmdl fa Jesoa mihaino ahy sy ianao.
Mandre ny vavaka hasandratrao ao Aminy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVisites : 2126
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Date : 11/04/2017 12:59
