Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fitiavanao ry Tompo (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny yqir fitiavanao ry Tompo
Nahababo izato foko
Famonjena tsy mba nosandana
zdimp kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana ety ambonin'ny tany
Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
dxrgem Fa any ankoatra ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tononkira.serasera.org tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
Nahababo izato foko
Famonjena tsy mba nosandana
zdimp kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana ety ambonin'ny tany
Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
dxrgem Fa any ankoatra ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tononkira.serasera.org tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVangy : 2026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga AFA
Daty : 06/03/2017 05:58
